natao mba hitadiavanao ireo teny malagasy fampiasa. Mitsinjara ho toko toy izao ny Voambolana :
Teny fampiasa andavan'andro,
Ireo zava-manan'aina (biby, zava-maniry),
Ny Marika, hatramin'ny ambaratonga kilasy famarànana,
Ny "Informatique" (*).
Ny fiteny ankehitriny, na fitenin-jatovo. Eny, mivoatra isan'andro ny tenintsika, tsy azo odian'tsy hita izany fiovàna izany, ary matetika, ny fitenin'ny tanora dia lasa fitenin'ny rehetra, rehefa any andro, any taona.
Dia mazotoa àry ! Izay afaka manampy ahy hanatsaràna ity Voambolana ity dia hisaorako betsaka.
(*):Marihina fa ny teny ao amin'ny toko "Informatique" dia tsy ofisialy , fa tolo-kevitra ihany, saingy ireo amiko, no tena manakaiky indrindra ny hevitra tiany fonosina. : mankany amin'ny tendron'ny pejy.
: mankany amin'ny litera teo aloha
: mankany amin'ny litera manaraka.
Welcome in the Malagasy Dictionary
in order to find easily the Madagascan words. The Dictionary comprises the following fields:
Usual words,
Alive beings,
Mathematics, up to the University level,
Data processing. (* *)
Having fun ! Any help and/or notices for the improvement of this Dictionary will be the welcome.
(**):It should be noted that the words of the Data Processing field are not official, but I think
that they are the most explicit. : go to the top of the page.
: go to the previous letter.
: go to the next letter.
Bienvenue dans le Dictionnaire Malagasy
afin de trouver facilement les mots en malagasy. Le Dictionnaire comporte les domaines suivants :
Mots usuels,
Les êtres vivants,
Les Mathématiques, jusqu'au niveau de la classe Terminale,
L'Informatique. (**)
Bonne continuation ! Toute aide et/ou remarque pour l'amélioration de ce Dictionnaire sera la bienvenue.